Teny iditra | tefoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A cracking or popping sound; the sound of a shot [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fatoke, fetoka, fotake, tefoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |