Teny iditra | 1 manatokatoka |
Fototeny | 2 hatoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
[mañatokatoka] mitrerontrerona, mitezitra sady manositosika: Vaivay iendriny lahatañe ka no atokatohane ñ'janañe (tezitra ny reniny avy any ka notreroniny ny zanany) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to move the neck or nod the head as in anger and defiance. (prov.) |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |