Teny iditra |
manatraka
(traka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manarina (ny loba) hiatrana tsara [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manatraka |
Ny lasa : |
nanatraka |
Ny hoavy : |
hanatraka |
Filaza mandidy : |
manatrakà |
|
|
Teny iditra |
manatrakà
(traka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatraka
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|
Teny iditra |
manatraka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Mandratra, mandidy [1.78]
|
|