|
|
|
|

Teny iditra 1  manatratra
Fototeny  2 tratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra
9 Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao
10 Mamonjy
11 Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1]
Tovy hevitra  12 mamonjy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22