Teny iditra 1/2 |
manatrosina
(trosina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandavo na manjera olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipoka aloha amin' ny tany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pousser, faire tomber [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manatrosina |
Ny lasa : |
nanatrosina |
Ny hoavy : |
hanatrosina |
Filaza mandidy : |
manatrosina |
|
|
Teny iditra 2/2 |
manatrosìna
(trosina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrosina
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|