|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsatsika
Fototeny  2 tsatsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 faire griller, brocher [1.13]
Ohatra  10  manatsatsika hena izy, ka dia voky [2.996]
Voambolana  11  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20