Teny iditra manatsetaka (tsetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mametaka tsara, manatsatoka tarira eo afovoany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatsetaka
Ny lasa : nanatsetaka
Ny hoavy : hanatsetaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05