Teny iditra (1/2) | 1 manatsika (hatsika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 manofa tanana [Sihanaka]
[1.78] 4 Miantso amin' ny fihetsiky ny loha na tanana; manofa: Nanatsika tanana an-janany Rabe 5 Mamahana, mamaika basy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to beckon, to point to a person witht he intention of calling him aside 7 to pull back the trigger of a gun. [1.2] 8 to beckon with the hand (palm down) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 appeler par un signe de la main (paume en dessous) [1.8] |
Ohatra |
10 Andeha isika, ka aza miteny amiko, na manatsika ahy. [1.406#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 manatsika (tsika) |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Manatantavana 18 Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanalana ny faikany 19 Manamaina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 filtrer, faire couler petit à petit à travers quelque chose de manière à séparer la lie, faire sécher [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 25 manatsika, manitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |