|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsilany
Fototeny  2 tsilany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany
9 Mametraka (zavatra) ka ny vavany no atao ambony [1.1]

Fivaditsoratra  10 manala tsiny, manatsilany, 11 tsimananila

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20