| Teny iditra | 1 manatsoaka |
| Fototeny | 2 tsoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra
9 Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de
[1.3] 11 déduire, retirer [1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|