|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe
9 Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1]
Tovy hevitra  10 manoboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22