|
|
|
|

Teny iditra 1  manoboka
Fototeny  2 tsoboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka] manatsoboka [1.78]
9 Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe
10 Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [1.1]
Tovy hevitra  11 manatsoboka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 akombona, 14 am-bokona, manoboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22