|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsotra
Fototeny  2 tsotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 étendre, allonger, dresser, simplifier [1.3]
10 simplifier [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20