|
|
|
|

Teny iditra 1  manatsovaka
Fototeny  2 tsovaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandoro amin' ny rano mangotraka: Iza no nanatsovaka ny tanan' itỳ zaza itỳ tamin' ny solika? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20