Teny iditra | 1 tsovaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Main-javatra mahamay -- na rano mangotraka izany na vy mivaivay -- ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |