|
|
|
|

Teny iditra1  manavandra
Fototeny  2  havandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] haily.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] grêler
Ohatra  7  Akory ity no treotreok'orana ka tsy misy rano hanetsana akory ity no fitia be jaika tsy mitampody fa modimandry lamba be tsy nakopaka tsy navily sisina akory ity no andro fahavaratra ka tsy mandrivotra tsy manavandra akory ity no andro ririnina [2.131#]
Voambolana  8  Haitoetrandro
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny manavandra io

Fivaditsoratra  13  manavandra, mandravaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21