|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  havandra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  4  Haitoetrandro
Fanazavàna teny anglisy  5  hail [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  grêle [1.3, 1.8]
Ohatra  7  havandra vaventy, Ankaratra hiany; [2.48]
8  Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny havandra io

Teny iditra (2/2)11  havandra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  malheur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10