|
|
|
|

Teny iditra 1  manaviavia
Fototeny  2 haviavia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 tsy hay atao tsara amim-pahakingana [1.10#H136]
Ohatra  8  Nefa manaviavia raha atao hoe : Gol-Malay, ka na tonga taoriana aza ny Malay dia natao hoe : Malay Gola na Malay Gala, dia niova niandalana ka notsorina hoe Malagasy. [1.436#]
Tovy hevitra  9 manavia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22