|
|
|
|

Teny iditra1  manavokavoka
Fototeny  2  havokavoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikapoka mafy, mikapoka mandrivorivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to flog, to beat, to bang, to pommel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  battre, frapper, rosser [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  mametsapetsaka, manontatonta, mandarodaroka, mandabodaboka, mamangovango, manjezika, manao vely kitay, manao vely kary, manao kapo-tandrimo, mikapoka tsy mitondra roa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20