| Teny iditra (1/2) | 1 manavotra |
| Fototeny | 2 avotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
9 Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha 10 Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to redeem, to ransom
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 racheter, rançonner; sauver
[1.8] |
| Ohatra |
13 manavotra ny mpikambana koa izahay.
[2.445#]
14 manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe manavotra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 manavotra |
| Fototeny | 18 avotra |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 [Antambahoaka+Tanala] manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy)
[1.78] 24 [Bezanozano] mamindra, manetsa [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 To root up, to pluck up, to eradicate
[1.2] |
| Tovy hevitra | 26 miavotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|