|
|
|
|

Teny iditra 1  manazatra
Fototeny  2 zatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to make accustomed to; to train [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 accoutumer [1.3#869, 1.8]
11 habituer, apprivoiser [1.3#869]
12 entraîner [1.8]
Ohatra  13  Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. [1.369#]
Tovy hevitra  14 mankazatra
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manazatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22