| Teny iditra | 1 mandahatra |
| Fototeny | 2 lahatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
9 Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy 10 Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1] 11 mamorona lahatsoratra [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to arrange; to set type; to make a speech
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours
[1.8] 14 ranger, ordonner; rédiger [1.13] |
| Ohatra |
15 Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny;
[2.245#]
16 Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298#] 17 Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606#] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mandahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|