|
|
|
|

Teny iditra 1  mandaitra
Fototeny  2 laitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io
9 Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to adhere, to stick to [1.2]
11 to penetrate; to stick to; to be effective [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 pénétrer ou adhérer; être efficace [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21