|
|
|
|

Teny iditra 1  laitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
15 Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
16 Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
17 Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
19 can be done; penetrated [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 qui peut se faire; pénétré [1.8]
Mpanahaka  21  aritra, 22  Lefitra, 23  tanty, 24  toha, 25  zaka
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 14 misy ny teny hoe laitra
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22