Teny iditra |
mandalina
(lalina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To deepen, to make deep; to aggravate guilt [1.2]
|
| To make deeper; to improve one's knowledge or skill [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances [1.8]
|
Ohatra |
1 | ka mbola holazainay hiaraha-mandalina.
[2.245]
|
2 | Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina.
[2.285]
|
3 | raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra;
[2.996]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandalina,
mandalin- |
Ny lasa : |
nandalina,
nandalin- |
Ny hoavy : |
handalina,
handalin- |
Filaza mandidy : |
mandalìna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mandalìna
(lalina)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina
|
|