|
|
|
|

Teny iditra 1  mandamaka
Fototeny  2 lamaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly
9 Mandry tsy afaka na tsy mety miarina: Mandamaka ao am-pandriana ao izy fa marary
10 Mifofotra amin' ny raharaha: Mandamaka amin' ny raharahany Rakoto ka tsy tiany ny helingelenina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to level, to make even; to lie down, as cattle unable to proceed from fatness or leanness [1.2]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21