Teny iditra |
mandamoka
(lamoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy ny torimaso [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Appesantir, fatiguer, dégoûter [1.3]
|
Ohatra | Raha mandamoka ny tetik' ady, hoy izy, dia hataoko veloma Farafangana rahampitso maraina.
[2.499]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandamoka |
Ny lasa : |
nandamoka |
Ny hoavy : |
handamoka |
Filaza mandidy : |
mandamoha |
|
|
Teny iditra |
mandamòka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny atody tsy zary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamòka ny atody nakotriko Tsy vanona, tsy tanteraka: Nandamòka ny fikasanay hitsangantsangana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be defective, not to come to perfection [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandamòka |
Ny lasa : |
nandamòka |
Ny hoavy : |
handamòka |
|
|
Teny iditra |
mandamoka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Mikapoka [1.78]
|
|