|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandango
Fototeny  2 lango
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby, manangoly: Loza io zazavavy io raha handango an-dreniny rehefa misy zavatra tiany ho azo [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mandango
Fototeny  10 lango
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12 Enti-milaza ny ravim-paraky endasina alohan' ny hitonoana azy, izay tonga malefaka indray rehefa mangatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 se dit des feuilles de tabac qu'on a chauffées pour être pulvérisées et qui redeviennent souples en se refroidissant [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20