|
|
|
|

Teny iditra 1  mandanilany
Fototeny  2 lanilany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny; [2.470#11]
8  Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. [2.445#53]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20