|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandanona
Fototeny  2 lanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangorona sy mampirina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to collect, to gather. It is only used when the object, rice, clothes, etc., is joined to it [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 mettre en tas, accaparer, acheter en grand [1.3#386]

Teny iditra (2/3) 11  mandañona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mamory, milomano [1.78]
14 [Tanala] manangona, mamory [1.78]

Teny iditra (3/3) 15  mandanòna
Fototeny  16 lanona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 Manandona, mandañona, mandanona, mandanòna, 19 manondàna, manondana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19