|
|
|
|

Teny iditra 1  mandany
Fototeny  2 lany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy
9 Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny
10 Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay
11 Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2]
13 to use up, to consume [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8]
15 dépenser [1.13]
Mpanahaka  16  mamafy katrana, 17  manao tovolahy mahita fotsimbary, 18  manely vory, 19  miredareda, 20  mirobaroba, 21  mirodaroda, 22  mitahiry an-karon-doa-body, 23  mitobatoba, 24  ny azo anio lany anio, 25  tondraka anio mananjara, 26  tsy mitsapa ny farany, 27  tsy mitsapa ny lany, 28  tsy mitsinjo vodiandro ho marika, 29  tsy mitsitsy
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mandany
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandany, 32 mandina, 33 manindà, maninda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17