|
|
|
|

Teny iditra 1  mandao
Fototeny  2 lao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to forsake, to go away [1.2]
10 to leave, to abandon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 quitter, abandonner [1.8]
Ohatra  12  Ny vorompotsy tsy mandao omby [2.131]
13  Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [2.470#152]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mandao
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandao, 16 mandoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21