| Teny iditra | 1 mandavorary |
| Fototeny | 2 lavorary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao izay hahatomombana, hahatanteraka: Tokony samy handavorary ny asany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to accomplish in a proper manner, to effect
[1.2] 10 to carry out, to accomplish well [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 mener à bonne fin, bien accomplir
[1.8] |
| Ohatra |
12 Dia ilay Andriamanitra mampisikina hery ahy, mandavorary ny làlako
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|