|
|
|
|

Teny iditra 1  mandefitra
Fototeny  2 lefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka
9 Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona
10 Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to endure, to suffer; to show forbearance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mandefitra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandefitra, 15 mandre faty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21