|
|
|
|

Teny iditra 1  mandevilevy
Fototeny  2 levilevy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
9 Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
10 Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
11 Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to threaten, to scold [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 gronder, gourmander [1.8]
Ohatra  14  Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437#]

Fivaditsoratra  15 lendemivavy, mandevilevy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20