| Teny iditra | 1 mandifotra |
| Fototeny | 2 difotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io
8 Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka io, io rano io? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to go over one's head, to overflow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 submerger, couvrir
[1.3#102, 1.8] 11 dépasser, être plus haut ou plus profond: Mandifotra ahy ny ampiantany (Le mur me dépasse en hauteur, est plus haut que moi) ~ Mandifotra ahy io lavaka io (La profondeur de ce trou dépasse ma taille) [1.3#102] 12 dépasser en hauteur [1.8] 13 Il y a de l'eau par-dessus la tête [2.415#6672] |
| Ohatra |
14 Tanin-tsaingona mandifotra havalahana no novakivakina.
[2.643#]
|
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandifotra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 fota-mandry, mandifotra, 18 mandofitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|