|
|
|
|

Teny iditra 1  difotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
8 Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
9 Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 submerged, overwhelmed [1.2, 1.7]
11 deluged. See safotra, tondraka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 submergé, dépassé par [1.3, 1.8]
13 plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3]
Ohatra  14  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38#32]
15  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472#36]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  difotra, 17 dofitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17