Teny iditra | 1 mandio |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manala loto: Mandio tanàna Manala pentina: Mandio ny fanahy ny sakramenta sasany 4 [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] manadio |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to cleanse, to purify 6 [1.2] to brighten |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] nettoyer, purifier |
Fototeny | 8 dio |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 13 manadio |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mandio io |
Fivaditsoratra | 15 andomy, dinamô, donaim, idonam, mandio, manody, midona, midonà, mindao, mionda, namody, naodim, nodiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |