|
|
|
|

Teny iditra 1  mandisa
Fototeny  2 disa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara+Sihanaka] mitoto [1.78]
9 [Sakalava+Tesaka+Tanosy] mitoto vary, ets [1.78]
10 mihosy, manosy
11 mitoto vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 [Provincial] to pound in a mortar [1.2]
Ohatra  13  Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro. [2.245#]
Tovy hevitra  14 mandisany

Fivaditsoratra  15 mandasy, mandisa, 16 misanda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22