| Teny iditra (1/2) | 1 mandoa |
| Fototeny | 2 loa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to vomit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 vomir
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
11 mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent)
[1.3#405]
|
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe mandoa |
| Teny iditra (2/2) | 14 mandoa |
| Fototeny | 15 loa |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Manefa: Mandoa trosa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 to pay
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 payer
[1.3, 1.8] 24 rembourser, restituer [1.3] |
| Ohatra |
25 mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente)
[1.3#405]
26 mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508#503] |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mandoa |
| Fivaditsoratra | 28 mandao, mandoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|