|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  loa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe loaka

Teny iditra (2/3) 3  loa-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe loatra

Teny iditra (3/3) 5  loa
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Zavatra nohanina ka avoaka amin' ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany
21 Famoahana vola, fanefana vola: Loa vola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 vomit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 les matières rejetées en vomissant, vomissement
24 Figuré: paiement, acquittement d'une dette [1.3#405]
25 vomissure [1.8]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe loa

Fivaditsoratra  27 alo, 28 lao, loa, 29 ola

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19