| Teny iditra | 1 mandoatra |
| Fototeny | 2 loatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamoaka (zavatra) avy ao anaty...: Mandoa-bary ~ Samy nandoatra ny tao ampony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to serve rice out of the pot
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 sortir ou faire sortir quelque chose; sortir le riz de la marmite
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 11 amandotra, 12 andramato, mandoatra, 13 mandraota, 14 mandroata |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|