|
|
|
|

Teny iditra1  mandoa vory
Singan-teny  2  mandoa, vory
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to froth at the mouth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  écumer; baver [1.8]

Fivaditsoratra  8  mandoa vory, voandamory

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16