|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandoka
Fototeny  2 doka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to praise, to flatter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 vanter, flatter [1.8]
Ohatra  11  Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany. [2.117#]
12  ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona. [1.437#]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandoka

Teny iditra (2/3) 14  mandoka
Fototeny  15 loka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) [1.1]
Tovy hevitra  22 manadoka

Teny iditra (3/3) 23  mandoka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 [Sakalava] (de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux. [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27 komandà, mandoka, 28 mondaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22