|
|
|
|

Teny iditra 1  mandoko
Fototeny  2 loko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra
9 Mametaka amin' ny dity, lakoly, gilio...: Mandoko peta-drindrina amin' ny tavolo Rakoto
10 Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to paint, to color; to glue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 peindre, colorer; coller [1.8]
Ohatra  13  Mariho ny fahaizan' ny mpanoratra mandoko na amin' ny alalan' ny hevitra izany na amin' ny alalan' ny fomba fanoratra. [2.314#]

Fivaditsoratra  14 komando, mandoko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20