|
|
|
|

Teny iditra 1  mandolo
Fototeny  2 lolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tonga lolo na matoatoa
8 Enti -milaza olona miseho mahalana dia mahalana
9 Manao andron-dolo, manjombonjombona mahatahotra [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mandolo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21