Teny iditra (1/4) | 1 lolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra 4 [1.13] lolobe, lay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a butterfly |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8, 1.13] papillon |
Ohatra |
7 [2.332#] Ny renintantely sy ny lolo |
Voambolana |
8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny lolo io |
Teny iditra (2/4) | 22 lolo |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary 25 [1.78] [Bara] fasana, an-dolo |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.7] a ghost |
Fanazavàna teny frantsay |
27 [1.8] spectre, revenant (fantôme) |
Voambolana |
28 Finoana |
Mpanahaka | 29 angatra, matoatoa |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Teny nalaina | 41 Soratra misy io teny lolo io |
Teny iditra (3/4) | 42 lolo |
Sokajin-teny | 43 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
44 [1.1] Aretinkibo mahavoa tampoka |
Voambolana |
45 Fahasalamana |
Teny iditra (4/4) | 46 lolo |
Sokajin-teny | 47 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
48 [1.3] [duplicatif diminutif] |
Fototeny | 49 lo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/05 |
![]() |