|
|
|
|

Teny iditra1  mandolo (lolo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Tonga lolo na matoatoa
4  Enti -milaza olona miseho mahalana dia mahalana
5  Manao andron-dolo, manjombonjombona mahatahotra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mandolo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25