|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandonaka
Fototeny  2 donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy [1.1]
Ohatra  9  Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117#]

Teny iditra (2/3) 10  mandonaka
Fototeny  11 donaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 enfumer [1.3]
20 donner de la fumée; enfumer [1.8]

Teny iditra (3/3) 21  mandonaka
Fototeny  22 donaka
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  28 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 battre [1.3]

Fivaditsoratra  30 manandoka, mandonaka, 31 mankandoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20