|
|
|
|

Teny iditra 1  mandraikitra
Fototeny  2 raikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin' ny rindrina
9 Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra
10 Manondro: Mandraikitra fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to agree [1.2, 1.7]
12 to consent to; to stick, to join [1.2]
13 to stick on to something; to accept [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 attacher, coller, fixer, conclure, régler [1.3]
15 coller ou appliquer sur quelque chose; être d'accord pour [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20